4 Tsy misy olona miantsoantso mba hiaro ny fahamarinana,+
Ary tsy misy milaza ny marina izay mankany amin’ny fitsarana.
Zavatra tsisy dikany no ianteheran’izy ireo,+ ary zavatra tsisy ilana azy no teneniny.
Teti-dratsy no miforona ao an-kibony, ka zava-doza+ no aterany.