Isaia 59:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia mihemotra ny rariny,+Ary mijanona eny lavitra eny ny hitsiny.+Tafintohina eny amin’ny tany malalaky ny tanàna mantsy ny fahamarinana,*Ary tsy tafiditra eny ny fahitsiana. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 59:14 ip-2 296-297 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 59:14 Faminanian’i Isaia II, p. 296-297
14 Dia mihemotra ny rariny,+Ary mijanona eny lavitra eny ny hitsiny.+Tafintohina eny amin’ny tany malalaky ny tanàna mantsy ny fahamarinana,*Ary tsy tafiditra eny ny fahitsiana.