Isaia 63:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mijere avy any an-danitra,Dia mitazàna avy eny amin’ny fonenanao avo, izay sady masina no be voninahitra.* Aiza ilay hoe be zotom-po sy mahery ianao,Sady hoe te hangoraka mafy*+ sy mamindra fo?+ Tsy manao an’izany aminay intsony ianao. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 63:15 ip-2 361 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 63:15 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Isaia II, p. 361
15 Mijere avy any an-danitra,Dia mitazàna avy eny amin’ny fonenanao avo, izay sady masina no be voninahitra.* Aiza ilay hoe be zotom-po sy mahery ianao,Sady hoe te hangoraka mafy*+ sy mamindra fo?+ Tsy manao an’izany aminay intsony ianao.