16 Izay mangataka fitahiana ho an’ny tenany eny ambonin’ny tany àry,
Dia hotahin’ilay Andriamanitry ny fahamarinana.
Ary izay mianiana eny ambonin’ny tany,
Dia hianiana amin’ny anaran’ilay Andriamanitry ny fahamarinana.+
Hohadinoina mantsy ny fahoriana taloha,
Ka hafenina tsy ho hitan’ny masoko.+