20 “Tsy hisy ao amin’io toerana io intsony izany hoe zaza velona andro vitsivitsy fotsiny izany,
Na hoe olona antitra tsy mahatapitra ny androm-piainany.
Fa mbola heverina ho ankizilahy ihany izay maty, na dia zato taona aza,
Ary ny mpanota kosa hozonina, na dia efa zato taona aza.