Isaia 65:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tsy hanao trano hipetrahan’olon-kafa izy,Na hamboly zavatra hohanin’olon-kafa. Fa hitovy amin’ny halavan’ny androm-piainan’ny hazo ny androm-piainan’ny vahoakako,+Ary hanaram-po amin’ny asan’ny tanany ny olom-boafidiko. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 65:22 lff lesona 27; w18.12 5; kr 232, 236-237; w09 15/8 16; re 303; ip-2 385-387; w00 15/4 16-17; w00 15/5 29; w95 1/3 32 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 65:22 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 27 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),12/2018, p. 5 Fandalinana, Boky 1, Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!, p. 232, 236-237 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2009, p. 1615/5/2000, p. 2915/4/2000, p. 16-171/3/1995, p. 32 Apokalypsy, p. 303 Faminanian’i Isaia II, p. 385-387
22 Tsy hanao trano hipetrahan’olon-kafa izy,Na hamboly zavatra hohanin’olon-kafa. Fa hitovy amin’ny halavan’ny androm-piainan’ny hazo ny androm-piainan’ny vahoakako,+Ary hanaram-po amin’ny asan’ny tanany ny olom-boafidiko.
65:22 lff lesona 27; w18.12 5; kr 232, 236-237; w09 15/8 16; re 303; ip-2 385-387; w00 15/4 16-17; w00 15/5 29; w95 1/3 32
65:22 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 27 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),12/2018, p. 5 Fandalinana, Boky 1, Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!, p. 232, 236-237 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2009, p. 1615/5/2000, p. 2915/4/2000, p. 16-171/3/1995, p. 32 Apokalypsy, p. 303 Faminanian’i Isaia II, p. 385-387