Isaia 66:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ny tanako no nanao an’ireny zavatra rehetra ireny,Ka izany no nampisy azy rehetra ireny”, hoy i Jehovah.+ “Izao àry ny olona hotsinjoviko:Ny manetry tena sy kivy izay mangovitra* noho ny teniko.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 66:2 bt 49; ip-2 391-393 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 66:2 Torio, p. 49 Faminanian’i Isaia II, p. 391-393
2 “Ny tanako no nanao an’ireny zavatra rehetra ireny,Ka izany no nampisy azy rehetra ireny”, hoy i Jehovah.+ “Izao àry ny olona hotsinjoviko:Ny manetry tena sy kivy izay mangovitra* noho ny teniko.+