3 Nampitaina taminy koa izany tamin’ny andron’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, mandra-pahatapitry ny taona faha-11 nanjakan’i Zedekia+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, mandra-panao sesitany ny mponin’i Jerosalema tamin’ny volana fahadimy.+