16 Hihamaro ianareo amin’izany andro izany, ka hihabetsaka ao amin’ilay tany”, hoy i Jehovah.+ “Tsy hisy hilaza intsony hoe: ‘Ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah!’ Tsy ho ao an-tsaina intsony izy io, na hisy hahatsiaro, na hisy hanembona, na hisy hanamboatra iray mitovy aminy.