-
Jeremia 8:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Izany fa miantso vonjy avy any an-tany lavitra
Ny zanakavavin’ny fireneko, ka milaza hoe:
“Tsy ao Ziona ve i Jehovah?
Sa tsy ao ny mpanjakany?”
“Fa maninona izy ireo no nampahatezitra ahy tamin’ireo sary sokitra
Sy andriamani-kafa tsy misy dikany?”
-