10 Naverin’izy ireo indray ny fahadisoan’ny razambeny taloha, izay tsy nety nankatò ny teniko.+ Nanaraka andriamani-kafa sy nanompo azy ireny koa izy ireo.+ Nivadika tamin’ny fifanekena nataoko tamin’ny razambeny+ ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda.