13 Koa izao avaly azy ireo: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Hataoko mamo ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity,+ anisan’izany ireo mpanjaka mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida, ireo mpisorona sy mpaminany, ary ny mponina rehetra ao Jerosalema.