Jeremia 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ratsy lavitra noho ny nataon’ny razambenareo ny ataonareo.+ Samy mikiry manaraka ny fo ratsinareo ianareo fa tsy mankatò ahy.+
12 Ary ratsy lavitra noho ny nataon’ny razambenareo ny ataonareo.+ Samy mikiry manaraka ny fo ratsinareo ianareo fa tsy mankatò ahy.+