-
Jeremia 22:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Lazao hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry mpanjakan’ny Joda mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida, dia ianao sy ny mpanomponao ary ny vahoakanao, izay miditra amin’ireto vavahady ireto.
-