Jeremia 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Miakara any Libàna ka miantsoantsoa,Ary ataovy heno any Basana ny feonao.Miantsoantsoa any Abarima,+Satria ripaka daholo ireo lehilahy niaraka taminao.+
20 Miakara any Libàna ka miantsoantsoa,Ary ataovy heno any Basana ny feonao.Miantsoantsoa any Abarima,+Satria ripaka daholo ireo lehilahy niaraka taminao.+