Jeremia 29:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia ataovy izay hampiadana an’ilay tanàna nandefasako sesitany anareo. Mivavaha amin’i Jehovah ho an’ilay tanàna, satria raha miadana izy io dia hiadana koa ianareo.+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 29:7 w96 1/5 11 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:7 Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1996, p. 11
7 Dia ataovy izay hampiadana an’ilay tanàna nandefasako sesitany anareo. Mivavaha amin’i Jehovah ho an’ilay tanàna, satria raha miadana izy io dia hiadana koa ianareo.+