Jeremia 32:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Hataoko iray fo+ izy ireo ary lalana iray ihany no handehanany, mba hatahorany ahy foana. Amin’izay dia hahita soa izy sy ny zanany mandimby azy.+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 32:39 w95 15/3 13-15 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:39 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/1995, p. 13-15
39 Hataoko iray fo+ izy ireo ary lalana iray ihany no handehanany, mba hatahorany ahy foana. Amin’izay dia hahita soa izy sy ny zanany mandimby azy.+