- 
	                        
            
            Jeremia 37:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
13 Rehefa tonga teo amin’ny Vavahadin’i Benjamina anefa i Jeremia mpaminany, dia nosamborin’ilay mpiandraikitra an’ireo mpiambina vavahady. Jiria no anaran’izy io, ary zanak’i Selemia zanak’i Hanania izy. Hoy izy taminy: “Handeha hitolo-batana any amin’ny Kaldeanina ianao io!”
 
 -