Jeremia 44:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanao zava-dratsy mantsy izy ireo mba hampahatezitra ahy. Nandeha nanao sorona+ izy ireo ary nanompo andriamani-kafa tsy fantany, sady tsy fantatrareo no tsy fantatry ny razambenareo.+
3 Nanao zava-dratsy mantsy izy ireo mba hampahatezitra ahy. Nandeha nanao sorona+ izy ireo ary nanompo andriamani-kafa tsy fantany, sady tsy fantatrareo no tsy fantatry ny razambenareo.+