Jeremia 44:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy nihaino anefa izy ireo na nanongilan-tsofina ka tsy niala tamin’ny ratsy fanaony, fa mbola nanao sorona ho an’ny andriamani-kafa ihany.+
5 Tsy nihaino anefa izy ireo na nanongilan-tsofina ka tsy niala tamin’ny ratsy fanaony, fa mbola nanao sorona ho an’ny andriamani-kafa ihany.+