- 
	                        
            
            Jeremia 46:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        5 ‘Maninona izy ireo no hitako mihorohoro hoatr’izao? Mitsoaka izy ireo fa resy ny miaramilany. Mikoropaka mandositra izy ireo ka tsy miherika akory ny miaramilany. Manjaka hatraiza hatraiza ny horohoro’, hoy i Jehovah. 
 
-