- 
	                        
            
            Jeremia 48:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
28 Ilaozy ny tanànanareo, ka mandehana mipetraka eny amin’ny harambato, ry mponin’i Moaba!
Aoka ianareo ho toy ny voromailala manao ny akaniny eny amin’ny sisin’ny hantsana.’”
 
 -