Jeremia 51:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hihovotrovotra sy hipararetra ny tany,Satria ho tanteraka ny fikasan’i Jehovah hamely an’i Babylona,Mba hahatonga ny olona hihorohoro rehefa mahita an’i Babylona tsy misy mponina.+
29 Hihovotrovotra sy hipararetra ny tany,Satria ho tanteraka ny fikasan’i Jehovah hamely an’i Babylona,Mba hahatonga ny olona hihorohoro rehefa mahita an’i Babylona tsy misy mponina.+