- 
	                        
            
            Jeremia 51:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        33 Fa izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Toy ny famoloana i Babylona zanakavavy. Izao no fotoana hanosihosena mafy azy. Kely sisa dia ho tonga ny fotoana hijinjana azy.” 
 
-