Jeremia 51:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 “Na dia hiakatra any an-danitra aza i Babylona,+Ary na dia hamafisiny aza ny toerany voaro mafy izay avo dia avo,Dia hasaiko tonga ao aminy ihany ny mpandrava”,+ hoy i Jehovah.
53 “Na dia hiakatra any an-danitra aza i Babylona,+Ary na dia hamafisiny aza ny toerany voaro mafy izay avo dia avo,Dia hasaiko tonga ao aminy ihany ny mpandrava”,+ hoy i Jehovah.