-
Jeremia 52:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia nosamborin’ny Kaldeanina ny mpanjaka, ka nentiny niakatra tany amin’ny mpanjakan’i Babylona tao Ribla, tany Hamata. Ary nisy didim-pitsarana navoakany momba azy.
-