Fitomaniana 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Indrisy! Mipetraka irery ankehitriny ilay tanàna be olona fahiny.+ Lasa toy ny vehivavy maty vady ilay tanàna be mponina teo amin’ireo firenena!+ Nampanaovina asa an-terivozona+ ilay andriambavy teo amin’ireo faritany! Fitomaniana Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:1 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1988, p. 26
1 Indrisy! Mipetraka irery ankehitriny ilay tanàna be olona fahiny.+ Lasa toy ny vehivavy maty vady ilay tanàna be mponina teo amin’ireo firenena!+ Nampanaovina asa an-terivozona+ ilay andriambavy teo amin’ireo faritany!