7 Mandritra an’ireo andro ijalian’i Jerosalema sy tsy ananany fialofana, dia tsaroany
Ny zava-tsarobidy rehetra nananany taloha.+
Rehefa resin’ny fahavalo ny vahoakany ary tsy nisy nanampy izy,+
Dia nahita an’izany ny fahavalo ka nihomehy azy noho ny fahavoazany.+