Fitomaniana 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nailik’i Jehovah hiala amiko ny lehilahy mahery rehetra.+ Namory miaramila hamely ahy izy, mba hamotipotehana ny tovolahy eo amiko.+ Nohitsakitsahin’i Jehovah tao amin’ny lavaka famiazam-boaloboka+ i Joda zanakavavy virjiny. Fitomaniana Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:15 w07 1/6 8-9 Fitomaniana Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:15 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/2007, p. 8-91/12/1988, p. 26-27
15 Nailik’i Jehovah hiala amiko ny lehilahy mahery rehetra.+ Namory miaramila hamely ahy izy, mba hamotipotehana ny tovolahy eo amiko.+ Nohitsakitsahin’i Jehovah tao amin’ny lavaka famiazam-boaloboka+ i Joda zanakavavy virjiny.