Fitomaniana 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mitomany aho noho izany rehetra izany.+ Mirotsaka ny ranomasoko. Fa lavitra ahy daholo ny olona afaka mampionona na mampahery ahy. Tsy manana fanantenana intsony ny zanako lahy, fa ny fahavalo no nandresy.
16 Mitomany aho noho izany rehetra izany.+ Mirotsaka ny ranomasoko. Fa lavitra ahy daholo ny olona afaka mampionona na mampahery ahy. Tsy manana fanantenana intsony ny zanako lahy, fa ny fahavalo no nandresy.