Fitomaniana 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Antsoinao avy any amin’ny vazan-tany efatra ny horohoro, toy ny hoe hamonjy fety.+ Tsy nisy afa-nandositra na tafavoaka velona, tamin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+Naripaky ny fahavaloko ireo zaza naterako* sy notezaiko.+
22 Antsoinao avy any amin’ny vazan-tany efatra ny horohoro, toy ny hoe hamonjy fety.+ Tsy nisy afa-nandositra na tafavoaka velona, tamin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+Naripaky ny fahavaloko ireo zaza naterako* sy notezaiko.+