Ezekiela 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hoy koa izy tamiko: “Ry zanak’olona, irahiko ho any amin’ny vahoakan’Israely ianao,+ dia any amin’ireo firenena* mpikomy izay nikomy tamiko.+ Fa nandika ny lalàko izy ireo hatramin’izao, hoatran’ny nataon’ny razambeny ihany.+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:3 w22.11 2-3 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:3 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),11/2022, p. 2-3 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 11
3 Hoy koa izy tamiko: “Ry zanak’olona, irahiko ho any amin’ny vahoakan’Israely ianao,+ dia any amin’ireo firenena* mpikomy izay nikomy tamiko.+ Fa nandika ny lalàko izy ireo hatramin’izao, hoatran’ny nataon’ny razambeny ihany.+
2:3 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),11/2022, p. 2-3 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 11