-
Ezekiela 4:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Hitranga izany ka hifampijery izy ireo sady ho gaga fa tsy manana mofo sy rano intsony. Ary ho lasa taolana mifono hoditra sisa izy ireo, noho ny fahadisoany.
-