Ezekiela 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘“Havelako hisy hiangana ihany anefa ianareo. Ny sasany aminareo mantsy tsy ho fatin’ny sabatra any amin’ireo firenena, rehefa miparitaka any amin’ny tany hafa ianareo.+
8 “‘“Havelako hisy hiangana ihany anefa ianareo. Ny sasany aminareo mantsy tsy ho fatin’ny sabatra any amin’ireo firenena, rehefa miparitaka any amin’ny tany hafa ianareo.+