Ezekiela 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Homeko fo iray*+ izy ireo, ary toe-tsaina vaovao no hataoko ao aminy.+ Dia hesoriko ao anatiny ilay fo vato,+ ka homeko fo nofo*+ izy ireo. Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:19 rr 102, 107; w97 1/5 20 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:19 Fivavahana Madio, p. 102, 107 Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1997, p. 20
19 Homeko fo iray*+ izy ireo, ary toe-tsaina vaovao no hataoko ao aminy.+ Dia hesoriko ao anatiny ilay fo vato,+ ka homeko fo nofo*+ izy ireo.