- 
	                        
            
            Ezekiela 12:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
19 Ary lazao amin’ny vahoaka hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony amin’ny mponin’i Jerosalema any amin’ny tanin’ny Israely: “Hihinana ny mofony izy ireo sady hitebiteby ihany, ary hisotro ny ranony sady hihorohoro ihany. Ho lasa tsy misy mponina intsony mantsy ny taniny+ satria mahery setra daholo ny mponina ao.+
 
 -