Ezekiela 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Nahita fahitana sandoka izy ireo, ary naminany lainga hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah.’ Tsy naniraka azy akory anefa i Jehovah. Dia nandrasan’izy ireo hoe ho tanteraka ny tenin’izy ireo.+
6 “Nahita fahitana sandoka izy ireo, ary naminany lainga hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah.’ Tsy naniraka azy akory anefa i Jehovah. Dia nandrasan’izy ireo hoe ho tanteraka ny tenin’izy ireo.+