- 
	                        
            
            Ezekiela 16:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
36 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Efa may mafy hanao firaisana ianao, ary nahariharinao ny fitanjahanao rehefa nivaro-tena tamin’ireo lehilahy niarahanao ianao, sady nivaro-tena tamin’ireny sampinao maharikoriko*+ rehetra ireny. Nataonao sorona ho an’ireny sampy ireny mihitsy aza ny ran’ny zanakao.+
 
 -