Ezekiela 17:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Lazao amin’io taranaka mpikomy io, azafady, hoe: ‘Tsy azonareo ve ny dikan’izany?’ Koa lazao hoe: ‘Tonga tany Jerosalema ny mpanjakan’i Babylona, ary nalainy ny mpanjaka sy ny andriana tao ka nentiny niaraka taminy tany Babylona.+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:12 rr 85-86 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:12 Fandalinana, Boky 2, Fivavahana Madio, p. 85-86
12 “Lazao amin’io taranaka mpikomy io, azafady, hoe: ‘Tsy azonareo ve ny dikan’izany?’ Koa lazao hoe: ‘Tonga tany Jerosalema ny mpanjakan’i Babylona, ary nalainy ny mpanjaka sy ny andriana tao ka nentiny niaraka taminy tany Babylona.+