Ezekiela 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy hahavonjy azy amin’ny ady anefa ny tafika lehibe sy ny miaramila be dia be homen’i Farao,+ rehefa atsangana ny dongon-tany ary aorina ny manda fanaovana fahirano mba handripahana olona be dia be.
17 Tsy hahavonjy azy amin’ny ady anefa ny tafika lehibe sy ny miaramila be dia be homen’i Farao,+ rehefa atsangana ny dongon-tany ary aorina ny manda fanaovana fahirano mba handripahana olona be dia be.