Ezekiela 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy maka zanabola izy na maka tombony be rehefa mampindram-bola,+ ary tsy mba manao ny tsy rariny mihitsy.+ Mampihatra ny rariny izy rehefa misy olona roa mifampitory.+
8 Tsy maka zanabola izy na maka tombony be rehefa mampindram-bola,+ ary tsy mba manao ny tsy rariny mihitsy.+ Mampihatra ny rariny izy rehefa misy olona roa mifampitory.+