Ezekiela 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nongotana tamin-katezerana+ anefa izy dia natsipy tamin’ny tany.Dia mainan’ny rivotra avy any atsinanana ny voany. Notapahina ny sampany matanjaka, ka lasa maina+ dia levon’ny afo.+
12 Nongotana tamin-katezerana+ anefa izy dia natsipy tamin’ny tany.Dia mainan’ny rivotra avy any atsinanana ny voany. Notapahina ny sampany matanjaka, ka lasa maina+ dia levon’ny afo.+