Ezekiela 23:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nivaro-tena foana izy, hoatran’ny efa fanaony tany Ejipta. Nanao firaisana taminy mantsy ireny tamin’izy mbola tanora. Nanafosafo ny tratrany koa ireny tamin’izy mbola virjiny, sady nanaram-po nanao firaisana* taminy.+
8 Nivaro-tena foana izy, hoatran’ny efa fanaony tany Ejipta. Nanao firaisana taminy mantsy ireny tamin’izy mbola tanora. Nanafosafo ny tratrany koa ireny tamin’izy mbola virjiny, sady nanaram-po nanao firaisana* taminy.+