Ezekiela 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny an’i Oholiba anefa vao mainka ratsy kokoa ny nataony. Nahita sarin-dehilahy vita sokitra teo amin’ny rindrina izy, izany hoe sarina Kaldeanina natao sokitra sy nolokoana mena volon-daoranjy,*
14 Ny an’i Oholiba anefa vao mainka ratsy kokoa ny nataony. Nahita sarin-dehilahy vita sokitra teo amin’ny rindrina izy, izany hoe sarina Kaldeanina natao sokitra sy nolokoana mena volon-daoranjy,*