29 Dia hamely anao ireny satria halany ianao. Ho lasany daholo izay nisasaranao,+ ary havelany mitanjaka sy miboridana eo ianao. Hatao miharihary ilay fitanjahanao mahamenatra tamin’ianao nijangajanga sy nanana fitondran-tena mamoafady ary nivaro-tena.+