Ezekiela 23:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hosotroinao daholo ny ao anatin’ny kaopin’i Samaria rahavavinao.Dia ho mamo be* sy ho vonton’alahelo ianao,Ka hihorohoro ny olona mahita anao, ary ho lasa aolo ianao.
33 Hosotroinao daholo ny ao anatin’ny kaopin’i Samaria rahavavinao.Dia ho mamo be* sy ho vonton’alahelo ianao,Ka hihorohoro ny olona mahita anao, ary ho lasa aolo ianao.