Ezekiela 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izaho Jehovah no efa niteny, ka ho tanteraka tokoa izany. Dia hanao zavatra aho fa tsy hisalasala, na halahelo, na hanenina.+ Hotsarain’izy ireo araka izay nataonao sy izay vitanao ianao’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
14 Izaho Jehovah no efa niteny, ka ho tanteraka tokoa izany. Dia hanao zavatra aho fa tsy hisalasala, na halahelo, na hanenina.+ Hotsarain’izy ireo araka izay nataonao sy izay vitanao ianao’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”