Ezekiela 25:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hanatsotra ny tanako hamely ny Filistinina+ aho, ka horinganiko ny Keretita,+ ary haripako ny mponina sisa any amoron-tsiraka.+ Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:16 Fandalinana, Boky 2,
16 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hanatsotra ny tanako hamely ny Filistinina+ aho, ka horinganiko ny Keretita,+ ary haripako ny mponina sisa any amoron-tsiraka.+