-
Ezekiela 26:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Be dia be mihitsy ny soavaliny ka hitora-jofo handrakotra anao ny vovoka. Migodongodona be ny mpitaingin-tsoavaly sy ny kodiarana ary ny kalesy, ka hihozongozona hatramin’ny mandanao rehefa miditra eo amin’ny vavahadinao izy, hoatran’ny olona mirodorodo mankao amin’ny tanàna voagorobaka.
-