Ezekiela 26:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hanao hira fisaonana+ anao izy ireo, hoe: “Indrisy fa rava tokoa ianao,+ ry ilay tanàna noderaina sy nipetrahan’ny olona avy any amin’ny ranomasina!Samy natanjaka tany an-dranomasina ianao sy ny mponina tao aminao,+Ka lasa natahotra daholo ny mponina eran-tany!
17 Dia hanao hira fisaonana+ anao izy ireo, hoe: “Indrisy fa rava tokoa ianao,+ ry ilay tanàna noderaina sy nipetrahan’ny olona avy any amin’ny ranomasina!Samy natanjaka tany an-dranomasina ianao sy ny mponina tao aminao,+Ka lasa natahotra daholo ny mponina eran-tany!